Aller au contenu

Ilôkanô (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 2 Mey 2024 à 14:11 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Vahoaka any Filipina)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)
Vehivavy ilôkanô avy any Santa Catalina, any Ilocos Sur, tamin' ny taona 1900 any ho any.

Ny Ilôkanô na Ilôkô no vondrom-poko ara-piteny filipina fahatelo lehibe indrindra. Ao amin' ny Faritr' i Ilocos, any amin' ny morontsiraka avaratra-andrefan' i Luzon, any Filipina, ny ankamaroan' izy ireo. Ny fiteny ilôkanô no fitenin-drazan' ny Ilokano. Atao hoe Tattao nga Iloko/Ilokano, izy ireo amin' ny fiteny ilôkanô.